Ny antoko Mpihira eto Cergy dia faly manasa anareo iray tampo havana sy tapaka mba ho tonga maro @ antsam-panahy izay ataony ny 31 mars 2007 ao amin'ny CPR Touleuses.
HAMARINO ARY NY DIARINAO. 31 MARS 19H30.
tsy misy vidim-pidirana fa rakitra izay foina

manantena ny fahatongavanareo marobe

mandrapihaona
A&C Raharison

FERMER CETTE FENETRE