* |
Invitation 20ème anniversaire de la Mutuelle de Madagascar Voninahitra sy fifaliana ho an’ny Mutuelle de Madagascar ny manasa anao sy ankohonanao amin’ny asabotsy 23 oktobra 2010, izay hankalazany ny faha-20 taonany.
|