Retour à la "La Page de toutes les Annonces"

La Recette du jour

Langouste au coco  ( ...

*

Les Voeux  Rainizafimanga

2011 2011

Le samedi 29 Janvier 2011 : noël des enfants (- 12ans),

 fiarahabana ny ray aman-dreny (+65 ans) et partage de la galette des rois .

inscriptions ou la transmissions : 

didier.rakoto at gmail.com ou animation at rainizafimanga.com ou rainizafimangaFR at hotmail.com

100ème anniversaire ny Dadabe Raveloson,

     Hisy fotoampivavahana ataon'ny fianakaviana ho fisaorana an'Andriamanitra noho izay fahasoavana izay 

ny asabotsy 22 janvier izao @ 11h 

atao ao @ fjkm Fiadanana Maritiora.

100ème anniversaire ny Dadabe Raveloson,

     Hisy fotoampivavahana ataon'ny fianakaviana ho fisaorana an'Andriamanitra noho izay fahasoavana izay 

Cliquez sur Dadabe pour voir et écouter

 l'animation en musique

"Andriamanitra Fitiavana"

ny asabotsy 22 janvier izao @ 11h 

atao ao @ fjkm Fiadanana Maritiora.

      Dia manasa ny rehetra izay afaka hanotrona izany fotoan-dehibe izany,hisy ny fanatrehany mpanao gazety @ io andro io koa,

      Hisy film kely ho avoaka DVD ho varotana @ fianakaviana ho fahatsiarovana izany vanimpotoana lehibe izany.Marihina fa ny tena date anniversaire-ny dia ny 21janvier.

 

Tongava maro daholo e !!!

FERMER CETTE FENETRE