Fa avy Aminao ry Andriamanitray ô ny zavatra rehetra, ary avy tamin'ny Anao ihany no nanomezanay Anao. I
Tantara 2914 VOKA-DEHIBE fanao isan-taona eto amin'ny Tafo FPMA Melun Ny alahady 2 May 2004 Ny fanompoam-pivavahana fankalazana sy fisaorana ary fiderana an’Andriamanitra no hanokafana ny fotoana; manomboka amin’ny 11 ora sy sasany antoandro. ny fotoana dia ho ravahan’ny feo mangan’ireo sampana eto amin’ny
Fiangonana :
-
vehivavy
GOSPEL MIARY FANANTENANA Hafanain’ireo artista sy
GROUPE
Lapé Ny toerana:
Salle
des Fêtes Tournan en Brie Rond
Point Claude Santarelli 77220
TOURNAN Fandraisana anjara :
Lehibe
: 10 Euros Telefaonina fifandraisana: 01
64 25 32 93 / 06 80 66 95 55 / 06 71 00 34 30
|