Tononkalo (sonnet) Pi-maso fehezam-bonikazo kely ho an’ny reny rehetra amin’izao fetin’ny reny 2007 izao . i MAMA na i NENY . i Mama na i NENY No fiantso na fiteny Nahazatra fahakely Anononana ny reny
Tsy mba nila fikirizana Na hery nahavizana Ireo fitiavan’i NENY Sesilany toa tantely
K’ irony valimbabena Zay natokana omena Na tsy hahasolo akory
Dia soatoavina mitory Fahaiza-mankasitraka Sy mitia, tsy misy fitaka . Manantsoa ANDRIAMIARINA Le Kremlin-Bicêtre 01 Jona 2007 |
De la part de Mialy RANAIVOARINOSY La vie au temps de l'EGYPTE ANCIENNE ( Gala de danse à Ablon sur Seine le 12 mai 2007 ) |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Mother . . Emma Razafintseheno à Antsiranana 26 may 2002 |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Maman . Ma main n’a pu écrire que ton faire-part
. Emma Razafintseheno à Morondava 25 janoary 2003 |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Maman chérie .
Maman chérie, tu es très jolie à Ecquevilly (78) 03 juin 2007
ndlr:
- Lire la premiere lettre de chaque phrase à la verticale, et tu as le titre. |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
|
Revenir au Dossier et Kado Spécial Fetes des mères Cliquez-ici >>
*
... Le dossier et Kado Spécial Fête des pères Klikeo eto >>
*
... Et encore et encore "nody ventiny ny rano nantsakaina", Emma a répondu à notre appel de publier des Editos, maintenant à qui le tour? On vous attend edito men et edito women. Merci d'avance ! |