|
L'Edito : « Misaotra tamin’ny ... Edito
faha-100 !
»
09108 27/09/2007
Iny volana Jolay iny dia voasongadina manokana tamin’ireo Editon’ny MadaVôVô miisa ho
100,
ny daty manokana fitadidy tamin’izany dia ny 27/07/2007..., izay mbola ahitana foana ilay 7 isa-masina ! . Tsy ho mby tao antsaiko mihitsy ny hahazo editomen sy editowomen toy izany… .Tao anatin’ny herintaona dia niisa ho
50
mahery ianareo no nanoratra sy namoaka lahateny ... ary eto aho dia mbola manantena, ary toa tsy andriko mihitsy, ireo lahasa hafa izay havoakanareo tsy ho ela.
|
« Raha ny satriko dia ny mba ho mpanakanto »
Moa tsy hira malaza sy kanto va izany ?
Izany
tokoa! Niriako koa raha niriako ny ho anisan’ny anankiray tamin’ireny mpanakanto ireny hahazoako mihira sy mampiseho sitraka sy fankatelemana feno an’ireo editorialista tsy ankanavaka ao amin’ny Rainizafimanga.com. Nefa noho ny tena badabada sy tsy mahay mihira , dia teny tsotra ihany no hambara
« Misaotra » eAry azoko adika aminareo amin’ny fiteny rehetra io !
Merci, Thank
you, Gracias, Vielen Dank, Obligada, Danke schön, ,
....Grazie Mile...
hoy ry zareo Romana.
|

... Lire la
suite "Io
Fitiavana io
dia lova..."
Klikeo eto
>>
|
Afa tsy izany ny LaComm' dia mampahafantatra indray fa ny tranokala dia misokatra ho an’ny webseorfeora rehetra. Koa satria fantatra fa ny tsirairay amintsika dia manan-javatra iray, na roa,.. sns ho tantaraina foana hisintonana ny efa mpikambana sy ireo internaoty
mpamangy. Dia manasa anareo ary izahay hizara izany aminay. ....Antso : iza indray ary no vonona hiroboka izao ankehitriny izao ?Dia miandry anareo ry edito men sy edito women. Misaotra mialoha !
Raha misy
manome zavatra ho anao. Kinga miteny hoe
« Misaotra tompoko ô ! »
(Traduction libre de L'Edito "Merci ... pour le 100ème Edito !...
" de Serge TetezamitaKely
par
Manantsoa Andriamiarina de Kremlin-Bicêtre
Les
Traductions
par l'Auteur (FR), et Manantsoa Andriamiarina (GB & MG)
..
Et encore et encore "nody ventiny ny rano nantsakaina", Serge
a répondu à notre appel
de publier des Editos, maintenant à
qui le tour? On vous attend edito men et edito women. Merci d'avance !
|