Revenir au MadaVôvô du jour >

voir

Les Reportages 2007 de LaComm' 

... La Culture malgache a toute sa place sur rainizafimanga.com

"L'ARF et Les ARTS", Une journée sympathique...  (6)

 [ page1 ]

 [ page2 ]

 [ page3 ]

 [ page4

 [ page5

 [ page6

 [ page7

  [ page8 ] 

 [ page9

 [ page10

  [ page11 ] 

 

Ny Kabary am-panambadiana 


C’est sur l’inspiration des documents rédigés dans les pages qui suivent que s’est basée l’intervention de l’atelier «kabary amin’ny fanambadiana malagasy » animé par Manantsoa ANDRIAMIARINA et l’équipe formée lors de la fête familiale du 19 Mai 2007. 


Les textes sont délibérément écrits soit en Français soit en Malgache afin d’induire efficacement nos jeunes au cheminement progressif vers un bilinguisme perfectionné. 
Sont traités dans le présent document, les points suivants : 
1.Eclairage sur quelques jargons 
2. Généralités introductives sur le « kabary » 
3. Zoom sur Le "Vodiondry" gage du Consentement au mariage 
4. Plan ou Drafitry ny fizotry ny Kabary am-panambadiana 

  

.Ny Fanambadiana na Mariazy  Amin’ny maha-Kristianina ny Malagasy dia hamasinina eo anoloan’ny Mpitondra fivavahana, any Am-piangonana mba ho tsara tsodranon’Andriamanitra ny fanambadiana. Rehefa vita izany dia misy ny sakafom-pifaliana ataon’ny fianakaviana. 

 Les Docs de Manantsoa et Roberte

 « Kabary am-panambadiana  »

Klikeo eto  >>


 « Yoga Style de Vie pour Tous  »

 

Click Here  >>


Le Reportage photos

 « Souvenirs et souvenirs...  »

Cliquez ici  >>

Vodiondry" : (dot symbolique) littéralement croupe de mouton, offert en guise de reconnaissance aux parents de la jeune femme.

"Tampimason'anadahy ": dia ny fomba fangatahan-dàlana amin'ny anadahy fa hiresaka zava-pady eo imasony dia ny fanambadiana izany. 

Ny "Mpangataka" : dia ny Mpikabary entin’ny Lehilahy hitondra ny teniny.

NY "Mpamoaka" dia ny an’ny vehivavy

Ny Fanambadiana na Mariazy : Amin’ny maha-Kristianina ny Malagasy dia hamasinina eo anoloan’ny Mpitondra fivavahana, any Am-piangonana mba ho tsara tsodranon’Andriamanitra ny fanambadiana. Rehefa vita izany dia misy ny sakafom-pifaliana ataon’ny fianakaviana. 

Ny Fisoratana :Ny Fisoratana dia ny fanoratana amin’ny Bokim-panjakana, eny amin’ny Biraon’ny Firaisam-pokontany ny fanambadian’ny Mpivady. 
Niforona tamin’ny lalàna Dimy venty sy Telon-jato (305) navoakan’ny Mpanjaka vavy RANAVALONA faha-II izy io teto Madagasikara. 
Lalàna velona maha-mpivady ny mpivady, ary fanolorana ny boky soram-piankohonana

 

 

Tsodrano amin'ny fifamangian'ny mpianakavy": Ny tsodrano dia fanomezana. Mety ho : 
* zavatra ilaina amin'ny tokantrano no omena (ohatra fanaka tahaka ny kidoro, lovia sy sotro, pofo,sns. ...  *na koa tena mari-pahatsiarovana niangaliana manokana mihitsy. 

Ny Fiantranoana kosa indray dia ny fihaonan’ny Ray aman-dreny roa tonta, handinika sy handrindra ny fotoana hanaovana ny fangataham-panambadiana, satria efa mifankatia ny Ankizy. Misy ihany koa ireo mbola manatitra ny ala-fady isan-karazany amin’io fotoana io

"Saronan-karona": sady fangatahan-dalana amin'ny zoky vavy io satria mandeha manambady alohany, no fanomezana tsodrano azy koa hahita ny anjarany

Ny Fangatahana dia fotoana iray ihaonan’ireo solon-tena mahefa avy amin’ny fianakaviana Roa Tonta hanatanterahana ny fangatahana ny Tovovavy mba ho tokatranon’ilay Tovolahy sy fanaterana ny Hajam-bolana Malagasy na ny " Vodiondry ".

Ny atao hoe : Fisehoana dia ny fampahafantarana (Présentation) an’ilay Zazalahy amin’ireo Ray aman-dreny niteraka na nitaiza ilay Zazavavy, raha vao miatomboka ny fiarahan’izy roa, ka efa hita taratra sy manana eritreritra fa hanorina tokantrano rahatr’izay.

Jadis, le kabary est l'apanage du maître de la famille. L'orateur est souvent le père ou le doyen de la maison ou toute autre personne respectée au sein de la société.

La Culture est luxe, partageons là...

Cliquez ici..

Partenaire culturel de l'ARF:  les  Spectacles Gratuits ...  Cliquez ici >>

       Cinéma - Théatre - Musée - Cirque - Sport - Patrimoine - Concert, ... 

Reportage photo 

LaComm'

...Suivant

                                                           Revenir Page d'Accueil du Reportage >> 

 

+ de photos sur www.rainizafimanga.com .... patience !!!!

... La Culture malgache a toute sa place sur rainizafimanga.com

Concert  Fenoamby à Paris...

 le 24 juin au New Morning

cliquez ici  >>

A la decouverte de la culture malgache avec HazoManga 

le 25 juin 2006 à Bonneuil (94)

cliquez ici  >>

"Avant de rejoindre ma Normandie... 

le 26 juin à l'Ambassade"

cliquez ici  >>

"les Journées de Madagascar à l'UNESCO, 3e édition, 

  les 29 et 30 juin 2006"

cliquez ici  >>

Les Rainizafimanga ont fêté le 6ème anniversaire de l'ARF le 1er juillet à La Mer de Sable

cliquez ici  >>

 

Nos Reportages 2006 en Archives

                                                                                                      

  ... Le reportage LaComm' "Hazomanga"  cliquez ici  >>>

                                                                                         ... et un petit tour - Fenoamby avec LaComm'  cliquez ici  >>>

                                                                      ... et un autre tour à la Réception du 26 juin à l'Ambassade  cliquez ici  >>>

... et un encore 1 tour aux Journées de Madagascar à l'Unesco  cliquez ici  >>>

... et un encore encore à La Mer de Sable avec les Rainizafimanga  cliquez ici  >>>