|
Fotoam-pivavahana karakarain'ny Terak'It RAINIZAFIMANGA sy Iv RASOAVELO Ny Alahady
11 febroary 2007 amin’ny 3 ora tolakandro ao amin'ny Katedraly Analakely. |
|
"Ny hazo no vanon-ko lakana hono, ny tany naniriany no tsara"
[ Le Programme ] |
[ La Liste des Zokiolona ] | [ Extrait de Presse ] | [ + de photos ] |
Le Programme -
TENY ATAON’
NY MPITARIKA NY FIKAMBANANA
Fredy
RAJAONERA -
FEO :
Fara ANDRIAMAMONJY -
FANDRAISAN-TANANA
IREO ZOKIOLONA 70 TAONA MIHOATRA. -
VAVAKA
HO AN’ NY
ZOKIOLONA
-
TSODRANO
Mitsangana ·
HIRA :
338
Mitsangana
-
VAVAKA
MANGINA
Mipetraka HO AN’ANDRIAMANITRA IRERY ANIE NY VONINAHITRA « Amin’ny
anaran’ny RAY sy ny ZANAKA ary ny FANAHY MASINA. Amena ». -
FEON-JAVAMANENO -
SARIM-PIANAKAVIANA -
FANDRAISAN-TANANA
SY FISAORANA IREO TONGA NANATRIKA.
Fanompoam-pivavahana nataon’ny
taranak’Itompokolahy
RAINIZAFIMANGA
sy
Itompokovavy RASOAVELO
Alahady
11 febroary 2007 FANDAHARAM-POTOANA
-
FEON-JAVAMANENO
-
FIARAHABANA
APOSTOLIKA - FISAORANA SY FIDERANA AN’ANDRIAMANITRA Mitsangana ·
HIRA :
20 And. 1-3-4
- VAVAKA FIDERANA SY FISAORANA Mipetraka ·
HIRA :
489 and.1
Fanompoam-pivavahana nataon’ny
taranak’Itompokolahy
RAINIZAFIMANGA
sy
Itompokovavy RASOAVELO
Alahady
11 febroary 2007 -
VAVAKA
FANGATAHAM-PAHAZAVANA
Fredo
RAZAFIMAHAZO -
FAMAKIANA
NY SORATRA MASINA
.
TESTAMENTA TALOHA
Jeremia 31 : 1-3
Vololona
RAZAFITSIFEHERA
1.
Amin’izany
andro izany, hoy Jehovah, Dia ho Andriamanitry ny isam-pianakavian’ny Israely Aho Ary Izy ho oloko. 2.
Izao
no lazain’i Jehovah Hahita fitia
any an’efitra ny olona izay sisa tsy matin’ny sabatra Handeha Aho ka
hanome fitsaharana ho an’ny Israely. 3.
Tany lavitra any no nisehoan’i Jehovah
tamiko ka nanao hoe : Fitiavana
mandrakizay no nitiavako anao Koa izany no
nampaharetako famindrampo ho anao.
. FILAZANTSARA Jaona 4 :
7-16
Andry
RALAINARIVO 7.
Ary nisy vehivavy Samaritana anankiray avy hantsaka rano Dia hoy Jesoa
taminy : omeo aho hosotroiko. 8.
Fa ny mpaminany efa lasa any an-tanàna hividy hanina. 9.
Fa hoy ravehivavy taminy : nahoana Hianao Jiosy ka mangataka
amiko hosotroina Nefa aho vehivavy Samaritana ? Fa ny
Jiosy tsy manandraharaha amin’ny Samaritana. 10.
Jesoa namaly ka nanao taminy hoe : raha fantatro ny
fanomezan’Andriamanitra sy Izay Miteny aminao
hoe : omeo Aho hosotroiko, dia hianao no ho nangataka taminy, ka
nomeny Rano velona. 11.
Hoy ravehivavy taminy : Tompoko tsy manana
fanovozana Hianao sady lalina ny fantsakana. Koa
avy aiza no ahazoanao izany
rano velona izany. 12.
Hianao
va lehibe noho Jakoba
razantsika izay nanome anay ity fantsakana ity, sady izy sy ny
zanany mbamin’ny bibiny no nisotro teto ?. 13.
Jesoa namaly ka nanao taminy hoe : izay rehetra misotro ity
rano ity dia mbola hangetaheta indray. 14.
Fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy
hangetaheta mandrakizay, fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano
miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay. 15.
Hoy ravehivavy taminy : Tompoko, omeo izany rano izany aho,
mba tsy hangetaheta na hanketo hantsaka inntsony. 16.
Hoy Jesoa taminy : andeha ary, antsoy ny vadinao, ka
mankanesa aty.
. EPISTILY
I Korintiana
13 : 1-7
Christina RASAMOELY RABENORO 1.
Ny fitiavana manari-po sady mora fanahy, ny fitiavana tsy mialona tsy mirehareha,
tsy mieboebo. 2.
Tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra tsy manao otripo. 3.
Tsy
mifaly amin’ny tsy fahamarinana, fa miara-mifaly amin’ny
fahamarinana kosa. 4.
Mandefitra
ny zavatra rehetra, mino ny zavatra rehetra, manantena ny zavatra rehetra ; 5.
Ny
fitiavana tsy ho levona mandrakizay, fa raha ny faminaniana , dia ho
levona, na ny fiteny tsy fantatra, dia hitsahatra, na ny fahalalana dia
ho foana. 6.
Fa sombintsombiny ny fahalalantsika, ary sombintsombiny ny
faminaniantsika. 7.
Fa rehefa tonga ny tanteraka, dia tsy hisy
sombintsombiny intsony.
Fanompoam-pivavahana nataon’ny
taranak’Itompokolahy
RAINIZAFIMANGA
sy
Itompokovavy RASOAVELO
Alahady
11 febroary 2007 ·
HIRA :
FF 6 : 1-2
Mitsangana
-
TORITENY
Mpitandrina
Philibert RAMAMONJISOA
Mipetraka
-
FEON-JAVAMANENO -
VAVAKA
FANGATAHANA
Mitsangana Faranana amin’ny Vavaka nampianarin’ny Tompo
-
RAKITRA
Mipetraka Fanolorana
Fanatitra
·
HIRA :
530 And.1-2-3
Fanompoam-pivavahana nataon’ny
taranak’Itompokolahy
RAINIZAFIMANGA
sy
Itompokovavy RASOAVELO Alahady 11 febroary 2007 |
"Ny hazo no vanon-ko lakana hono, ny tany naniriany no tsara"
[ Le Programme ] |
[ La Liste des Zokiolona ] | [ Extrait de Presse ] | [ + de photos ] |