manakory daholo e!!
Faly izahay dimy mianaka maneho eto ny fankasitrahana mikasika ny nataon'ny birao teo
@'ny fikarakaraina sy ny fahombiazan'ny fihaonana t@ alin'ny 10/11/2007. Tena tsapanay fa nisy asa natao ary tena asa vita tsara
tokoa.
Ka dia miarahaba anareo izahay, satria tena nahafinaritra sy nampihaiky anay sy ny olona nasainay ny
zava-bitanareo. Sady tena nifaly tokoa izahay t@ izany.
Tsy adinonay koa ny miarahaba an'ireo izay nanampy ny birao nanantontosa ny asa
isan-karazany.
Ary dia misaotra re, sady nampisehonareo tokoa fa "tsy voatery misy latsaka
foana, rehefa mihinam-bary e!!!!".
Batita dimy mianaka.
|

|