...Liste
de tous les Editos
>>
...
Pour
Envoyer un article ou Pour nous contacter
>>
Editos de octobre 2010 ... (4)
|
- « Le prix de la Femme Entrepreneur de l’année 2010 pour Madagascar » 1010339 24/10/2010 ( Henri Ranaivoson de Genève) - « Lutter contre la Pauvreté à Mada ???... » *1010338-810207 18/10/2010 ( Raymond Rakotomamonjy d'Ambohimanarina) - « Ngita volo ny ankizivavy vezo! Fa ny lehilahy olioly volo tsara daholo... » 1009337 13/10/2010 (Lemonja de Manila - Phillipine) - « Vivre l'Instant Présent ... » *1010336- 911277-0614 07/10/2010 ( Armand Andriamahady de Bonneuil sur Marne - 94 ) |
![]() |
Et encore et encore "nody ventiny ny rano nantsakaina", Henri a répondu à notre appel de publier des Editos, maintenant à qui le tour? On vous attend edito men et edito women. Merci d'avance !
|
Et encore et encore "nody ventiny ny rano nantsakaina", Raymond a répondu à notre appel de publier des Editos, maintenant à qui le tour? On vous attend edito men et edito women. Merci d'avance !
|
Ambatondrazaka)?! Fa dia tsy nisy nandalo teo ny Sihanaka fa nivily lalana nihataka ity zava-pady ity! Fa mahagaga ahy hoe maninona no fady mihinana an'io izahay Sihanaka kanefa ny "hazary" ("sampy" @ filazan'ny mpanenjika fivavahan-drazana!) rehetra isan-tokan-trano any Antsihanaka dia vita avy @ tandrok'osy ny an-kabeazany!
Ary nanadihady an'io aho ka hay moa avy tany Atsimo (Mahafaly) no nakan'ny Razanay ny
hazarinay....Ary mbola io "hazarinay" vita @ tandrok'osy io no nitsofan'ny renin'ny dadako ahy rano fony handeha hanao an'izao
"relijiozy" izao aho....Koa izahay dia misotro ny ranon'io osy io fa tsy mihinana ny
henan'io! Mahazendana!
Dia inona ny "paoma" @ teny koreanina, hoy ihany aho nanindry... Ka akory ny fahagagako fa voankazo dia
(wild fruits) any Atsimon'i Madagasikara no notononin'ilay Ranamana!
"Sakoa"!... F'AHOANA ary izany??? Sa izaho no dia manao hitsin-dalana fa raha ny marina tsy misy fifandraisany ny
"sakoa" sy ny "paoma"...Tsy hamakiako loha izany fa ny ahy "archives" dia soratana daholo izay
mitranga! Any aoriana any, angamba, mety hilain'ny mpikaroka ihany izao tantaraiko
izao! Feno fanafotsiana hoditra ny magazay aty! Hitanao eny rehetra eny ihany koa ny fanatsorana volo! Olioly volo, manko, raha ny tena marina ny ankizivavy aty fa tratran'ny fanatsorana volo dia tsy hitanao avahana...Fa ny lehilahy aty no malemy volo sy tsotra volo ny ankabeazany! (Ary tsy tian-dry zalahy io an; irin-dry zareo ny voloko somary ngitangita...)
Somary miresaka kely volo aho eto satria mahatsiaro ny nipetrahako tany @ Vezo manomboka eo Anakao mianatsimo hatrany Androka t@ izany andro
izany... Mihomehy fotsiny ry zalahy Vezo namako mandinika ny volon'ny zazavavy any @dry
zareo: ngita volo ny ankizivavy vezo! Fa ny lehilahy olioly volo tsara
daholo...
Traductions de L'Edito en (fr & gb & Ger ) par Angéline Ranaivoarinosy de Paris .
Et encore et encore "nody ventiny ny rano nantsakaina", Lemonja a répondu à notre appel de publier des Editos, maintenant à qui le tour? On vous attend edito men et edito women. Merci d'avance ! |
Et encore et encore "nody ventiny ny rano nantsakaina", Armand a répondu à notre appel de publier des Editos, maintenant à qui le tour? On vous attend edito men et edito women. Merci d'avance ! |
***