Revenir au MadaVôvô du jour >>

voir

" Emeute à Madagascar janvier 2009 - Mars 2010 "

Les Echos de nos correspondants à Mada et d'ailleurs

... le monde entier a les yeux braqués sur Madagascar ...

 [ page1 ]  [ page2 ]  [ page3 ]   [ page4 ]   [ page5 ]   [ page6 ]   [ page7 ]   [ page8 ]
 [ page9 ]  [ page10 ] [ page11 ]   [ page12 ]    [ page13 ]  [ page14 ]    [ page15 ] [ page16 ]
 [ page17 ]  [ page18 ]  [ page19 ]  [ page20 ]   [ page21 ]  [ page22 ]    [ page23 ] [ page24 ]
[ page25 ] [ page26 ] [ page27 ]  [ page24 ]  [ page24 ] [ page24 ]   [ page24 ] [ page24 ]

Le mensonge donne des fleurs mais pas de fruits (Côte d'ivoire)(3)


----- Original Message ----- 
From: jules richard To: comm@rainizafimanga.com
Sent: Wednesday, January 28, 2009 12:57 PM Subject: de bebivola 

     
Ry Havana 
   
Miarahaba antsika rehetra tratrin'ny taona , 2009 , 
Fanambinana sy fahasamana , no atolotro , ary dia mba maniry anareo lavitra rehetra hatsiaro mafy anay aty tana , dia ento am- bavaka , ny sedra mafy eto tana

« PLEURE ô TANA BIEN AIME –  TANA BRULE – T – IL ? »

Malahelo aho
Marary ny aiko
Tezitra ny fanahiko
Mitomany aho

Fa Iarivo tsy foiko no potika, may , sy voaroba – simba – ratsy – hatao sorona ho an’iza ?
Io no nipoirako, ny ray aman-dreniko, ny razam-beko ary ny taranako.
fa mamiko, tsy foiko ary lalaiko fatratra Antananarivo ary izaho dia tena zanak ’Iarivo no sady tompony ihany koa

Izao aho miraviravy tànana. Mijery fotsiny tsy afaka manoatra 
Koa zaraiko anareo havako rehetra izany fa misaona Antananarivo – noho ny .
« Rendre légal, l’illégalité »
Ratsifandrihamamana Bebivola ( Br.Rz1 s/b Ratsifandrihamanana )


Photos de désolation à Tana (3)

...Suivant 

  Reportage Photos de Lanto de Mada

   

***

Revenir au Sommaire des Dossiers les + de MadaVôvô