Les
Echos de nos correspondants à Mada et d'ailleurs
... le monde entier a les
yeux braqués sur Madagascar ...
Le
mensonge donne des fleurs mais pas de fruits
(Côte d'ivoire)(2)

|
«
Ry
Taniko ! »
|
Le pire est à craindre: On le redoutait et il a fini par arriver : la grande île, Madagascar, est en train de basculer dans une période d’incertitude avec en toile de fond, cette espèce de combat de gladiateurs politiques que se livrent le Maire d’Antananarivo, Andry
Rajoelina, et le président malgache, Marc Ravalomanana. (Par
Lefaso.net)
|
|
tena ory ny foko nahita ny radiom-pirenena nodorana androany, nefa fananam-bahoaka
ireny, ho fitaizana ny taranaka malagasy amin'ny alalan'ny fandaharana samihafa manodidina ny fanabeazana olom-banona
Ry taniko !
Dia ho sanatria ve
hihemotra indray
ilay kely vitanao?
Ry taniko !
Dia ho sanatria ve
hirotsaka indray
ny tomanin'ireo reny lasa zanaka tsy nahy?
Ry taniko !
Dia ho sanatria ve
hifandrafy indray
raha tsy mitovy ny hevitray?
|
|

Ry taniko !
Indro vavaka ho anao
mba hilamanina hirindra
hanjakan'ny fandeferana
ao am-ponay manontolo
ilay Madagasikara maintso volo
ho rehareham-pahendrena
sy ho tojo famonjena ! ... Lire la suite
Cliquez-ici
Bebisoa de
Tana (26 janoary 2009 )
|
|
|
Et encore et encore "nody ventiny ny rano nantsakaina",
Bebisoa a
répondu à notre appel
pour publier des Edito maintenant à
qui le tour? On vous attend edito men et edito women.
Merci d'avance!
...
Pour
Envoyer un article ou Pour nous contacter
>>
...
Lister
tous les Editos
Photos de désolation à
Tana (2)
...Suivant
|