Revenir au MadaVôvô du jour >>

voir

" Emeute à Madagascar janvier 2009 - Mars 2010 "

Les Echos de nos correspondants à Mada et d'ailleurs

... le monde entier a les yeux braqués sur Madagascar ...

 [ page1 ]  [ page2 ]  [ page3 ]   [ page4 ]   [ page5 ]   [ page6 ]   [ page7 ]   [ page8 ]
 [ page9 ]  [ page10 ] [ page11 ]   [ page12 ]    [ page13 ]  [ page14 ]    [ page15 ] [ page16 ]
 [ page17 ]  [ page18 ]  [ page19 ]  [ page20 ]   [ page21 ]  [ page22 ]    [ page23 ] [ page24 ]
[ page25 ] [ page26 ] [ page27 ]  [ page24 ]  [ page24 ] [ page24 ]   [ page24 ] [ page24 ]

Le mensonge donne des fleurs mais pas de fruits (Côte d'ivoire)(4)


Poeme de Lila Ratsifandrihamanana 

pour ceux qui ont perdu un être cher. 

(Lila Ratsifandrihamanana est la Représentante de l'Union Africaine à l'Onu New York )

Poême pour une amie qui a perdu des êtres chers et pour toutes les victimes du samedi 7 février 2009
"Ho an’i Hanta sy Niry
Ho anareo namoy zanaka tsy foy… 
Miaraka miory
Saingy tsisy akory
Teny iray sahaza afaka tononona
Entina hampionona
Tsy misy mihitsy teny afaka hitory
Ny ratra mitambolona am-ponao torotoro
Torovam-pahoriana
Tankina ny penina anefa tsy hangina
Fa ny tontolo injao tomefy horohoro
Ny dini-pahatezerana raha toa mitraotra
Rariny satria diso tafahaotra
Ny hambom-pon’ireo tsy mahataho-tody
Ny varo-tsy mifody
Nandrombaka tery ilay zanaka tsy foy
Manako hatraty ny ranomasonao
Tsy misy akory anefa izay azonay atao
Ny Tompo Andriamanitra no hitodiho anio
Izy irery ihany no afaka hampitony ny onjan’ny tadio."
Lila Ratsifandrihamamana Bebivola ( Br.Rz1 s/b Ratsifandrihamanana ) 9/02/09


Photos de désolation à Tana (4)

...Suivant 

  Reportage Photos de Lanto de Mada

 

***

Revenir au Sommaire des Dossiers les + de MadaVôvô